plt_tn/2ch/09/03.md

437 B

ny lapa izay efa naoriny, 4ny sakafo teo ambony latabany, ny fipetran'ireo mpanompony, ny asan'ireo mpanompony ary ny fitafian'izy ireo, ireo mpitondra kapoakany sy fitafiany ihany koa,

Itan'i Sheba ny zavatr'i Solmona rehetra.

mpitondra kapoakany

Ireo dia mpanompo nanandrana fisotroana teo anatrahan'ny mpanjaka manao fanandramana poizina amin'izany.

tsy nisy fanahy intsony tao aminy.

D.H: "tsy feno avonavona intsony izy"