12 lines
437 B
Markdown
12 lines
437 B
Markdown
|
# ny lapa izay efa naoriny, 4ny sakafo teo ambony latabany, ny fipetran'ireo mpanompony, ny asan'ireo mpanompony ary ny fitafian'izy ireo, ireo mpitondra kapoakany sy fitafiany ihany koa,
|
||
|
|
||
|
Itan'i Sheba ny zavatr'i Solmona rehetra.
|
||
|
|
||
|
# mpitondra kapoakany
|
||
|
|
||
|
Ireo dia mpanompo nanandrana fisotroana teo anatrahan'ny mpanjaka manao fanandramana poizina amin'izany.
|
||
|
|
||
|
# tsy nisy fanahy intsony tao aminy.
|
||
|
|
||
|
D.H: "tsy feno avonavona intsony izy"
|