plt_tn/2ch/07/19.md

289 B

ho fongariko hiala amin'ny taniko izay nomeko azy ireo

D.H: "Hoasoriko amin'ny taniko izy ireo." Mampitaha ny zava-maniry amin'ny fakany avy amin'ny tany, ny amin'ny fanasoran'Andriamanitra ny vahoakan'Israely amin'ny taniny. Ny vokany dia faharavan'ny firenena sy ny alahelon'Israely.