plt_tn/2ch/07/19.md

4 lines
289 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ho fongariko hiala amin'ny taniko izay nomeko azy ireo
D.H: "Hoasoriko amin'ny taniko izy ireo." Mampitaha ny zava-maniry amin'ny fakany avy amin'ny tany, ny amin'ny fanasoran'Andriamanitra ny vahoakan'Israely amin'ny taniny. Ny vokany dia faharavan'ny firenena sy ny alahelon'Israely.