plt_tn/1ti/06/11.md

40 lines
1.7 KiB
Markdown

# Fa ianao
Eto ny hoe "ianao" dia manambara olona iray ary milaza an'i Timoty.
# lehilahin'Andriamanitra
"mpanompon'Andriamanitra" na "olona izay an'Andriamanitra"
# mandositra amin'ireo zavatra ireo
I Paoly dia miresaka momba ny fakam-panahy sy ireo heloka tahaka ny hoe zavatra afaka entina handosiran'ny olona izany. DH: "Ataovy toy ny zava-boary izay maniry hanisy ratsy anao ireny zavatra ireny"
# ireo zavatra ireo
Ireo mety ho dikany ny hoe "ireo zavatra ireo" 1) ny "fitiavam-bola" na 2) ireo karazana fampianarana, avonavona, ireo adihevitra, ary ireo fitiavam-bola.
# Enjeho ny fahamarinana
"manenjika" na "mihaza." I Paoly dia miresaka momba ny fahamarinana sy ireo toetra tsara hafa tahaka ny hoe zavatra afaka henjehin'ny olona iray izany. DH: "Izany fomba fiteny izany dia manohitra ny hoe "mandositra ny." Izany dia midika ny fiezahana mafy mba ahazoana zavatra. DH: "mitadiava mba hahazo" na "manaova izay tsara indrindra azonareo hatao"
# Miadia amin'ny ady tsaran'ny finoana
Eto i Paoly dia miresaka momba ny olona manohy ny finoany tahaka ny hoe izy ireo dia atleta miady mba handresy ny fifaninanana na mpiady iray miady. DH: "miezaha mafy mba hankato ny fampianaran'i Kristy miaraka amin'ny angovo toy ny ampiasain'ny atleta amin'ny fifaninanana
# Hazony ny fiainana mandrakizay
I Paoly dia manohy ny fitenenany momba ny olona iray nandray ny fiainana mandrakizay tahaka ny atleta mpandresy izy ireo na ireo mpiady mandray ny loka. DH: "mandray ny fiainana mandrakizay ho toy ny valisoa azonareo tahaka ny atleta mpandresy mandray ny loka"
# amin'izay niantsoana anao
DH: "Izay niantson'Andriamanitra anao"
# anatrehan'ireo vavolombelona maro
DH: "vavolombelona maro"
# tamin'izay tsara
"momba izay ninoanareo"