plt_tn/1ti/03/01.md

44 lines
1.2 KiB
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
I Paoly dia manome torolalana manokana amin'ny fomba hiasana sy ataon'ireo tompon'andraikitra ao amin'ny fiangonana.
# asa tsara
"asa manan-kaja"
# manambady vehivavy tokana
Tompon'andraikitra iray izay tsy maintsy manana vady tokana ihany. Tsy mazava izany raha manahaka ireo lehilahy izay maty vady na nisaraka taloha, na mbola tsy nanambady mihitsy.
# tokony hahay andajalanja
"tsy tokony hanao zavatra be loatra"
# hendry
"azo antoka." Izany dia afaka lazaina ho toy ny fehezanteny feno. "Tsy maintsy mihevitra am-pahendrena izy"
# tia filaminana
"mendrika." Izany dia afaka lazaina ho toy ny fehezanteny feno. DH: "Tsy maintsy mitandrina tsara izy"
# tia mandray olona
"naman'ny vahiny." Izany dia afaka lazaina amin'ny fehezanteny feno. DH: "tsy maintsy mandray ireo vahiny izy"
# Tsy tokony za-dratsy amin'ny divay izy
"tsy tokony ho mamo lava izy" na "tsy tokony hisotro divay be loatra izy"
# tsy mpila ady
Izany dia afaka lazaina ho toy ny fehezanteny feno: "tsy tokony ho toy ny olona tia miady sy mifamaly"
# fa kosa, malemy fanahy, feno fiadanam-po
Izany dia afaka lazaina ho toy ny fehezanteny feno. DH: "Fa kosa tsy maintsy malemy fanahy sy feno fiadanam-po"
# tia vola
"fitiavam-bola"