# Fampifandraisana ny foto-kevitra I Paoly dia manome torolalana manokana amin'ny fomba hiasana sy ataon'ireo tompon'andraikitra ao amin'ny fiangonana. # asa tsara "asa manan-kaja" # manambady vehivavy tokana Tompon'andraikitra iray izay tsy maintsy manana vady tokana ihany. Tsy mazava izany raha manahaka ireo lehilahy izay maty vady na nisaraka taloha, na mbola tsy nanambady mihitsy. # tokony hahay andajalanja "tsy tokony hanao zavatra be loatra" # hendry "azo antoka." Izany dia afaka lazaina ho toy ny fehezanteny feno. "Tsy maintsy mihevitra am-pahendrena izy" # tia filaminana "mendrika." Izany dia afaka lazaina ho toy ny fehezanteny feno. DH: "Tsy maintsy mitandrina tsara izy" # tia mandray olona "naman'ny vahiny." Izany dia afaka lazaina amin'ny fehezanteny feno. DH: "tsy maintsy mandray ireo vahiny izy" # Tsy tokony za-dratsy amin'ny divay izy "tsy tokony ho mamo lava izy" na "tsy tokony hisotro divay be loatra izy" # tsy mpila ady Izany dia afaka lazaina ho toy ny fehezanteny feno: "tsy tokony ho toy ny olona tia miady sy mifamaly" # fa kosa, malemy fanahy, feno fiadanam-po Izany dia afaka lazaina ho toy ny fehezanteny feno. DH: "Fa kosa tsy maintsy malemy fanahy sy feno fiadanam-po" # tia vola "fitiavam-bola"