plt_tn/1th/05/23.md

20 lines
527 B
Markdown

# Hampamasina anao tanteraka
Izany dia manondro an'Andriamanitra izay mahatonga ny olona tsy hanota sy ho tonga lafatra eo imasony.
# Ny fanahinareo manontolo, ny aina, ary ny vatana
Izany dia fitoviana izay ahitana ny teny hoe: "fanahy," "aina," ary "vatana" izay manana dikany mitovy ary ampiasaina ho fanamafisana.
# Hotehirizina tsy hanan-tsiny ho amin'ny
"Tsy avela hanota hatramin'ny."
# Mahatoky izy ilay miantso anao
"Mahatoky izay miantso anao."
# Ilay iray izay hanao izany ihany koa
"Izy dia hanampy anao."