plt_tn/1th/05/23.md

527 B

Hampamasina anao tanteraka

Izany dia manondro an'Andriamanitra izay mahatonga ny olona tsy hanota sy ho tonga lafatra eo imasony.

Ny fanahinareo manontolo, ny aina, ary ny vatana

Izany dia fitoviana izay ahitana ny teny hoe: "fanahy," "aina," ary "vatana" izay manana dikany mitovy ary ampiasaina ho fanamafisana.

Hotehirizina tsy hanan-tsiny ho amin'ny

"Tsy avela hanota hatramin'ny."

Mahatoky izy ilay miantso anao

"Mahatoky izay miantso anao."

Ilay iray izay hanao izany ihany koa

"Izy dia hanampy anao."