plt_tn/1th/04/07.md

16 lines
575 B
Markdown

# Andriamanitra tsy niantso anay ho amin'ny fahalotoana, fa amin'ny fahamasinana
Izany dia afaka atao amin'ny fomba tsara. DH: "Andriamanitra dia niantso anay ho amin'ny fahadiovana sy fahamasinana."
# Andriamanitra dia tsy niantso anay
Ny teny hoe: "anay" dia manondro ireo mpino rehetra.
# Izy izay mandà izany
"Na iza na iza tsy miraharaha ny fampianarana" na "na iza na iza manao tsinontsinona izany fampianarana izany."
# Dia tsy mandà olona, fa Andriamanitra
Paoly dia nanamafy fa izany fampianarana izany dia tsy avy amin'ny olona, fa avy amin'Andriamanitra.