plt_tn/1th/04/07.md

575 B

Andriamanitra tsy niantso anay ho amin'ny fahalotoana, fa amin'ny fahamasinana

Izany dia afaka atao amin'ny fomba tsara. DH: "Andriamanitra dia niantso anay ho amin'ny fahadiovana sy fahamasinana."

Andriamanitra dia tsy niantso anay

Ny teny hoe: "anay" dia manondro ireo mpino rehetra.

Izy izay mandà izany

"Na iza na iza tsy miraharaha ny fampianarana" na "na iza na iza manao tsinontsinona izany fampianarana izany."

Dia tsy mandà olona, fa Andriamanitra

Paoly dia nanamafy fa izany fampianarana izany dia tsy avy amin'ny olona, fa avy amin'Andriamanitra.