20 lines
605 B
Markdown
20 lines
605 B
Markdown
# Ary niala teo ... Davida
|
|
|
|
"Avy eo dia nandeha avy tao an-dava-bato tany Adolama"
|
|
|
|
# Mizpa
|
|
|
|
Anaran-tanàna io.
|
|
|
|
# hivoaka hiaraka aminao
|
|
|
|
Tian'i Davida mba hipetraka miaraka amin;ny mpanjakan'i Moaba ny ray aman-dreniny mba tsy hahafahan'i Saoly Mpanjaka manisy ratsy azy ireo. Azon'ny mpandika teny atao ny maneho izany amin'ny fampiasana ny hevitra fototra hoe "handeha hitoetra miaraka aminao," "hijanona miaraka aminao," na "hipetraka miaraka aminao aty," tahaka ny ao amin'ny UDB.
|
|
|
|
# mandehana any amin'ny tanin'i Joda
|
|
|
|
"mandehana any amin'ny tany niavianao any Joda"
|
|
|
|
# Hareta
|
|
|
|
Anaran-tanàna io.
|