# Ary niala teo ... Davida "Avy eo dia nandeha avy tao an-dava-bato tany Adolama" # Mizpa Anaran-tanàna io. # hivoaka hiaraka aminao Tian'i Davida mba hipetraka miaraka amin;ny mpanjakan'i Moaba ny ray aman-dreniny mba tsy hahafahan'i Saoly Mpanjaka manisy ratsy azy ireo. Azon'ny mpandika teny atao ny maneho izany amin'ny fampiasana ny hevitra fototra hoe "handeha hitoetra miaraka aminao," "hijanona miaraka aminao," na "hipetraka miaraka aminao aty," tahaka ny ao amin'ny UDB. # mandehana any amin'ny tanin'i Joda "mandehana any amin'ny tany niavianao any Joda" # Hareta Anaran-tanàna io.