20 lines
631 B
Markdown
20 lines
631 B
Markdown
# Aoka i Davida hijoro eto anoloako
|
|
|
|
Eto ny hoe "hijoro eto anoloako" dia fomba fiteny izay midika fanohizana ny fanompoana an'i Saoly. DH: "Aoka i Davida hitoetra amin'ny fanompoana ahy"
|
|
|
|
# nahita fitia teo imasoko izy
|
|
|
|
Eto ny hoe "imasoko" dia maneho ny fomba fitsarana sy fizahan'i Saoly toetra an'i Davida. DH: "nahita fitia araka ny fitsarako izy" na "finaritra aminy aho"
|
|
|
|
# fanahy ratsy
|
|
|
|
Mety ilazana "fanahy mahatonga loza" io. Jereo ny nadikanao izany ao amin'ny 16:14.
|
|
|
|
# teo amin'i Saoly
|
|
|
|
"nampahory an'i Saoly"
|
|
|
|
# velombelona sy tony i Saoly
|
|
|
|
Io dia azo atao hoe DH: "namelombelona sy nampitony an'i Saoly ilay mozika"
|