# Aoka i Davida hijoro eto anoloako Eto ny hoe "hijoro eto anoloako" dia fomba fiteny izay midika fanohizana ny fanompoana an'i Saoly. DH: "Aoka i Davida hitoetra amin'ny fanompoana ahy" # nahita fitia teo imasoko izy Eto ny hoe "imasoko" dia maneho ny fomba fitsarana sy fizahan'i Saoly toetra an'i Davida. DH: "nahita fitia araka ny fitsarako izy" na "finaritra aminy aho" # fanahy ratsy Mety ilazana "fanahy mahatonga loza" io. Jereo ny nadikanao izany ao amin'ny 16:14. # teo amin'i Saoly "nampahory an'i Saoly" # velombelona sy tony i Saoly Io dia azo atao hoe DH: "namelombelona sy nampitony an'i Saoly ilay mozika"