plt_tn/1sa/16/06.md

28 lines
544 B
Markdown

# Rehefa tonga izy ireo
Eto ny "izy ireo" dia manondro an'i Jese sy ireo zanany.
# dia nijery an'i Eliaba izy
Eto ny "izy" dia manondro an'i Samoela.
# Eliaba
Io no anaran'ny zanaka lahimatoan'i Jese.
# nijoro nanoloana azy
Eto ny "azy" dia manondro an'i Yaveh.
# Yaveh dia tsy mijery toy ny fijerin'ny olombelona
Eto ny hoe "mijery" dia midika fizahan-toetra ny zavatra iray.
# Yaveh dia tsy mijery ...
DH: "Fa Izaho, Yaveh, dia tsy mijery ... Izaho, Yaveh, dia mijery"
# ny ao am-po
Eto ny "fo" dia maneho ny ao anatin'ny olona.