# Rehefa tonga izy ireo Eto ny "izy ireo" dia manondro an'i Jese sy ireo zanany. # dia nijery an'i Eliaba izy Eto ny "izy" dia manondro an'i Samoela. # Eliaba Io no anaran'ny zanaka lahimatoan'i Jese. # nijoro nanoloana azy Eto ny "azy" dia manondro an'i Yaveh. # Yaveh dia tsy mijery toy ny fijerin'ny olombelona Eto ny hoe "mijery" dia midika fizahan-toetra ny zavatra iray. # Yaveh dia tsy mijery ... DH: "Fa Izaho, Yaveh, dia tsy mijery ... Izaho, Yaveh, dia mijery" # ny ao am-po Eto ny "fo" dia maneho ny ao anatin'ny olona.