plt_tn/1sa/15/24.md

16 lines
517 B
Markdown

# nandika ny didin'i Yaveh
Io dia fomba fiteny izay midika fa tsy nankatoa ny didy izy. DH: "tsy nankatoa izay nandidian'i Yaveh aho"
# satria natahotra ny olona aho
Izany no antony nomen'i Saoly ny amin'ny tsy fankatoavany an'Andriamanitra. DH: "satria natahotra ireo miaramila aho"
# nankatoa ny feon'izy ireo
Eto ny "feo" dia ilazana izay nangatahin'ny miaramila hataon'i Saoly. DH: "nanao izay nangatahin'izy ireo"
# miverena miaraka amiko
Toa nifampiresaka mangingina lavitra ny olona i Saoly sy Samoela.