# nandika ny didin'i Yaveh Io dia fomba fiteny izay midika fa tsy nankatoa ny didy izy. DH: "tsy nankatoa izay nandidian'i Yaveh aho" # satria natahotra ny olona aho Izany no antony nomen'i Saoly ny amin'ny tsy fankatoavany an'Andriamanitra. DH: "satria natahotra ireo miaramila aho" # nankatoa ny feon'izy ireo Eto ny "feo" dia ilazana izay nangatahin'ny miaramila hataon'i Saoly. DH: "nanao izay nangatahin'izy ireo" # miverena miaraka amiko Toa nifampiresaka mangingina lavitra ny olona i Saoly sy Samoela.