plt_tn/1sa/14/22.md

358 B

ren'ny olon'Israely rehetra izay niafina tany amin'ireo havoana

Tsy entina ilazana ny fanaovana otrika izany. Niafina ireo miaramila ireo satria natahotra an'ireo Filistina. Azo atao mazava izany. DH: "ireo miaramila Israelita izay natahotra ka niafina tany amin'ny havoana"

Betavena

Toerana any Israely io. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 13:5.