plt_tn/1sa/14/22.md

8 lines
358 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ren'ny olon'Israely rehetra izay niafina tany amin'ireo havoana
Tsy entina ilazana ny fanaovana otrika izany. Niafina ireo miaramila ireo satria natahotra an'ireo Filistina. Azo atao mazava izany. DH: "ireo miaramila Israelita izay natahotra ka niafina tany amin'ny havoana"
# Betavena
Toerana any Israely io. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 13:5.