plt_tn/1sa/14/18.md

12 lines
389 B
Markdown

# Ento aty ny fiaran'Andriamanitra
Misy dikan-teny vitsivitsy no manao hoe "efoda" fa tsy "fiaran'Andriamanitra" eto.
# tabataba
"kotaba sy savorovoro"
# Ahemory ny tananao
Toa fomba fiteny izay midika hoe "Atsaharo ny ataonao" io. Tsy tian'i Saoly hanohy hampiasa ny fiara i Ahia mba hanontaniana ny torolalana avy amin'i Yaveh. DH: "Aza mitondra vata masina amin'izao fotoana izao"