389 B
389 B
Ento aty ny fiaran'Andriamanitra
Misy dikan-teny vitsivitsy no manao hoe "efoda" fa tsy "fiaran'Andriamanitra" eto.
tabataba
"kotaba sy savorovoro"
Ahemory ny tananao
Toa fomba fiteny izay midika hoe "Atsaharo ny ataonao" io. Tsy tian'i Saoly hanohy hampiasa ny fiara i Ahia mba hanontaniana ny torolalana avy amin'i Yaveh. DH: "Aza mitondra vata masina amin'izao fotoana izao"