plt_tn/1sa/14/13.md

12 lines
474 B
Markdown

# Nihanika tamin'ny tanany sy tongony i Jonatana
Nataony izany satria nitsotsorika be teo. Azo atao mazava izany. DH: "Koa dia nihanika i Jonatana, nampiasa ny tanany sy ny tongony satria nitsotsorika be izany"
# Novonoina teo anoloan'i Jonatana ireo Filistina
Io dia azo atao hoe DH: "Novonoin'i Jonatana ireo Filistina"
# ary ny mpitondra ny fiadiany namono ny sasany tao aoriany
"nanaraka azy ny mpitondra ny fiadian'i Jonatana ary nahafaty miaramila Filistina koa"