474 B
474 B
Nihanika tamin'ny tanany sy tongony i Jonatana
Nataony izany satria nitsotsorika be teo. Azo atao mazava izany. DH: "Koa dia nihanika i Jonatana, nampiasa ny tanany sy ny tongony satria nitsotsorika be izany"
Novonoina teo anoloan'i Jonatana ireo Filistina
Io dia azo atao hoe DH: "Novonoin'i Jonatana ireo Filistina"
ary ny mpitondra ny fiadiany namono ny sasany tao aoriany
"nanaraka azy ny mpitondra ny fiadian'i Jonatana ary nahafaty miaramila Filistina koa"