12 lines
495 B
Markdown
12 lines
495 B
Markdown
# nokasihin'Andriamanitra ny fony
|
|
|
|
Ny fikasihan'Andriamanitra ny fon'ny olona dia fomba fiteny izay midika fa mametraka zavatra ao an-tsain'izy ireo na nampihetsika azy ireo hanao zavatra iray Andriamanitra. DH: "izay naniry hiaraka tamin'i Saoly satria nanova ny fiasainany Andriamanitra"
|
|
|
|
# Ahoana no hahafahan'io lehilahy io manavotra anay?
|
|
|
|
Io fanontaniana fampisainana io dia ampiasaina hanehoana fanesoana. DH: "Tsy manan-kery hanavotra anay io lehilahy io!"
|
|
|
|
# Nanaraby
|
|
|
|
"nankahala mafy"
|