plt_tn/1sa/10/26.md

495 B

nokasihin'Andriamanitra ny fony

Ny fikasihan'Andriamanitra ny fon'ny olona dia fomba fiteny izay midika fa mametraka zavatra ao an-tsain'izy ireo na nampihetsika azy ireo hanao zavatra iray Andriamanitra. DH: "izay naniry hiaraka tamin'i Saoly satria nanova ny fiasainany Andriamanitra"

Ahoana no hahafahan'io lehilahy io manavotra anay?

Io fanontaniana fampisainana io dia ampiasaina hanehoana fanesoana. DH: "Tsy manan-kery hanavotra anay io lehilahy io!"

Nanaraby

"nankahala mafy"