plt_tn/1sa/05/04.md

16 lines
502 B
Markdown

# nianjera niankohoka ... Dagona
Tokony ho azon'ny mpamaky fa Yaveh no nampianjera an'i Dagona.
# Ny lohan'i Dagona sy ny tanany roa dia tapaka
Toy ny hoe miaramila izay nandresy ny fahavalony ary nanapaka ny tongotra sy ny tanany i Yaveh.
# Noho izany, no antony ... na mandrak'ankehitriny aza
Hanome fampahafantarana fototra izay ivelan'ny tantara ny mpanoratra.
# na mandrak'ankehitriny aza
Eto ny hoe "ankehitriny" dia midika hoe hatramin'ny andro izay nanoratan'ny mpanoratra ity boky ity.