plt_tn/1sa/05/04.md

502 B

nianjera niankohoka ... Dagona

Tokony ho azon'ny mpamaky fa Yaveh no nampianjera an'i Dagona.

Ny lohan'i Dagona sy ny tanany roa dia tapaka

Toy ny hoe miaramila izay nandresy ny fahavalony ary nanapaka ny tongotra sy ny tanany i Yaveh.

Noho izany, no antony ... na mandrak'ankehitriny aza

Hanome fampahafantarana fototra izay ivelan'ny tantara ny mpanoratra.

na mandrak'ankehitriny aza

Eto ny hoe "ankehitriny" dia midika hoe hatramin'ny andro izay nanoratan'ny mpanoratra ity boky ity.