plt_tn/1sa/02/27.md

24 lines
819 B
Markdown

# lehilahin'Andriamanitra
Matetika io andian-teny io dia midika hoe mpaminanin'i Yaveh. DH: "olona izay mandre ary milaza ny teny avy amin'Andriamanitra"
# Tsy efa nampiseho ny tenako ...
Io fanontaniana fampisainana io dia azo adika ho fanambarana tsotra. DH: "Tokony ho fantatrao fa efa nampiseho ny tenako ...razambenao Aho."
# ankohonan'ireo razambenao
Ny teny hoe "ankohonana" dia fibangoan-teny ilazana ny olona izay monina ao amin'ilay trano. DH: "ny fianakavian'ny razanao"
# razambenao
Arona
# mba hiakatra eny amin'ny alitarako, ary mba handoro ny ditin-kazo manitra
Ilazana ny fanaovana fanatitra ho an'i Yaveh io.
# mba hiakanjo efoda manoloana Ahy
Ny teny hoe "hiakanjo efoda" dia fibangoan-teny ilazana ny asan'ny mpisorona izay manao efoda. DH: "mba hanao izay nandidiako hataon'ny mpisorona"