# lehilahin'Andriamanitra Matetika io andian-teny io dia midika hoe mpaminanin'i Yaveh. DH: "olona izay mandre ary milaza ny teny avy amin'Andriamanitra" # Tsy efa nampiseho ny tenako ... Io fanontaniana fampisainana io dia azo adika ho fanambarana tsotra. DH: "Tokony ho fantatrao fa efa nampiseho ny tenako ...razambenao Aho." # ankohonan'ireo razambenao Ny teny hoe "ankohonana" dia fibangoan-teny ilazana ny olona izay monina ao amin'ilay trano. DH: "ny fianakavian'ny razanao" # razambenao Arona # mba hiakatra eny amin'ny alitarako, ary mba handoro ny ditin-kazo manitra Ilazana ny fanaovana fanatitra ho an'i Yaveh io. # mba hiakanjo efoda manoloana Ahy Ny teny hoe "hiakanjo efoda" dia fibangoan-teny ilazana ny asan'ny mpisorona izay manao efoda. DH: "mba hanao izay nandidiako hataon'ny mpisorona"