plt_tn/1sa/02/15.md

32 lines
860 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Rehefa nanolotra biby ho sorona ny olona, dia nodorany aloha ny tavin'ilay biby ary avy eo dia nandrahoiny ny hena, nanomezany kely ho an'ny mpisorona, ary nohaniny ny ambiny.
# Ratsy lavitra aza, mialohan'ny
"Nanao zavatra ratsy lavitra noho izany aza izy ireo. Mialohan'ny"
# nandoran'izy ireo
Azo atao mazava ilay olona izay tena nanao ny fandorana. DH: "nentin'ilay nanao ny sorona teo amin'ny mpisorona ilay sorona ary ilay mpisorona no nandoro"
# Omeo hena ho atsatsika ny mpisorona
"Omeo kely amin'ny hena aho mba hanomezako izany ho an'ny mpisorona mba handorany azy"
# atsatsika
andrahoina amin'ny afo
# nandrahoina
andrahoina amin'ny rano
# manta
tsy nandrahoina
# nataon'izy ireo tsinontsinona ny fanatitra
Tsy tian'ireo tovolahy ny torolalan'i Yaveh mahakasika ny fanatitra ka tsy norarahiany.