# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Rehefa nanolotra biby ho sorona ny olona, dia nodorany aloha ny tavin'ilay biby ary avy eo dia nandrahoiny ny hena, nanomezany kely ho an'ny mpisorona, ary nohaniny ny ambiny. # Ratsy lavitra aza, mialohan'ny "Nanao zavatra ratsy lavitra noho izany aza izy ireo. Mialohan'ny" # nandoran'izy ireo Azo atao mazava ilay olona izay tena nanao ny fandorana. DH: "nentin'ilay nanao ny sorona teo amin'ny mpisorona ilay sorona ary ilay mpisorona no nandoro" # Omeo hena ho atsatsika ny mpisorona "Omeo kely amin'ny hena aho mba hanomezako izany ho an'ny mpisorona mba handorany azy" # atsatsika andrahoina amin'ny afo # nandrahoina andrahoina amin'ny rano # manta tsy nandrahoina # nataon'izy ireo tsinontsinona ny fanatitra Tsy tian'ireo tovolahy ny torolalan'i Yaveh mahakasika ny fanatitra ka tsy norarahiany.