plt_tn/1sa/02/02.md

12 lines
293 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy mihira fihirana ho an'i Yaveh i Hana.
# tsy misy vatolampy tahaka ny Andriamanitsika
Io dia fomba iray hafa ilazana fa mahery sy mahatoky Andriamanitra.
# vatolampy
Izany dia vato lehibe ampy hiafenana na hijoroana mba ho ambonin'ireo fahavalo.