Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy mihira fihirana ho an'i Yaveh i Hana.
tsy misy vatolampy tahaka ny Andriamanitsika
Io dia fomba iray hafa ilazana fa mahery sy mahatoky Andriamanitra.
vatolampy
Izany dia vato lehibe ampy hiafenana na hijoroana mba ho ambonin'ireo fahavalo.