plt_tn/1pe/04/15.md

334 B

mpiraharaha ny an'ny hafa

Izany dia maneho olona iray izay mandray anjara amin'ny raharahan'ny hafa nefa tsy manana zo hanao toy izany.

amin'izany anarana izany

"satria izy mitondra ny anarana hoe Kristiana" na "satria ny olona dia mahalala azy ho Kristiana." Ny teny hoe: "izany anarana izany" dia maneho ny hoe: "Kristiana"