# mpiraharaha ny an'ny hafa Izany dia maneho olona iray izay mandray anjara amin'ny raharahan'ny hafa nefa tsy manana zo hanao toy izany. # amin'izany anarana izany "satria izy mitondra ny anarana hoe Kristiana" na "satria ny olona dia mahalala azy ho Kristiana." Ny teny hoe: "izany anarana izany" dia maneho ny hoe: "Kristiana"