plt_tn/1pe/04/12.md

24 lines
793 B
Markdown

# ny fitsapana amin'ny afo izay nitranga taminareo
Toy ny fomba fanadiovan'ny afo volamena, ny fisedrana dia mitsapa sy manadio ny finoan'ny olona iray.
# mifalia
DH: "mifalia hatrany" na "mifalia tokoa"
# amin'ny fanambarana ny voninahiny
Afaka atao hoe: "rehefa hanambara ny voninahitr'i Kristy Andriamanitra"
# Raha notevatevaina noho ny anaran'i Kristy ianareo
Eto ny teny hoe: "anarana" dia maneho an'i Kristy tenany. Izany dia afaka atao hoe: DH: "Raha manevateva anareo ny olona satria ianareo dia mino an'i Kristy"
# ny Fanahin'ny voninahitra sy ny Fanahin'Andriamanitra
Ireo roa ireo dia maneho ny Fanahy Masina. DH: "Ny Fanahin'ny voninahitra, izay Fanahin'Andriamanitra" na "ny Fanahy be voninahitr'Andriamanitra"
# dia mitoetra ao aminareo
dia mitoetra miaraka aminareo