plt_tn/1pe/04/12.md

793 B

ny fitsapana amin'ny afo izay nitranga taminareo

Toy ny fomba fanadiovan'ny afo volamena, ny fisedrana dia mitsapa sy manadio ny finoan'ny olona iray.

mifalia

DH: "mifalia hatrany" na "mifalia tokoa"

amin'ny fanambarana ny voninahiny

Afaka atao hoe: "rehefa hanambara ny voninahitr'i Kristy Andriamanitra"

Raha notevatevaina noho ny anaran'i Kristy ianareo

Eto ny teny hoe: "anarana" dia maneho an'i Kristy tenany. Izany dia afaka atao hoe: DH: "Raha manevateva anareo ny olona satria ianareo dia mino an'i Kristy"

ny Fanahin'ny voninahitra sy ny Fanahin'Andriamanitra

Ireo roa ireo dia maneho ny Fanahy Masina. DH: "Ny Fanahin'ny voninahitra, izay Fanahin'Andriamanitra" na "ny Fanahy be voninahitr'Andriamanitra"

dia mitoetra ao aminareo

dia mitoetra miaraka aminareo