plt_tn/1pe/01/18.md

537 B

nanavotana anareo

DH: "Novonjen'Andriamanitra ianareo"

ny rà sarobidin'i Kristy

Eto ny hoe ''rà'' dia maneho ny fahafatesan'i Kristy teo amin'ny hazofijaliana.

toy ny zanak'ondry tsy misy kilema na tsiny

Jesosy dia maty toy ny sorona mba hamelan' Andriamanitra ny fahotan'ny olona. DH: "toy ny zanak'ondry tsy misy kilema na tsiny izay nataon'ireo mpisorona Jiosy sorona"

tsy misy kilema na tsiny

Petera dia maneho hevitra mitovy amin'ny fomba roa samihafa mba hanamafisana ny fahadiovan'i Kristy. DH: "tsy misy kilema"