# nanavotana anareo DH: "Novonjen'Andriamanitra ianareo" # ny rà sarobidin'i Kristy Eto ny hoe ''rà'' dia maneho ny fahafatesan'i Kristy teo amin'ny hazofijaliana. # toy ny zanak'ondry tsy misy kilema na tsiny Jesosy dia maty toy ny sorona mba hamelan' Andriamanitra ny fahotan'ny olona. DH: "toy ny zanak'ondry tsy misy kilema na tsiny izay nataon'ireo mpisorona Jiosy sorona" # tsy misy kilema na tsiny Petera dia maneho hevitra mitovy amin'ny fomba roa samihafa mba hanamafisana ny fahadiovan'i Kristy. DH: "tsy misy kilema"