plt_tn/1ki/20/41.md

8 lines
299 B
Markdown

# navelanao handeha avy teo an-tananao
Eto ny teny hoe "tanana" dia ilazana ny fahefana. DH: "namotsotra" na "niaro ny ain'i"
# ny ainao no hisolo toerana ny ainy, ary ny vahoakanao ho solon'ny vahoakany
"ho faty amin'ny toerany ianao, ary ny vahoakanao dia ho faty amin'ny toeran'ny vahoakany"