# navelanao handeha avy teo an-tananao Eto ny teny hoe "tanana" dia ilazana ny fahefana. DH: "namotsotra" na "niaro ny ain'i" # ny ainao no hisolo toerana ny ainy, ary ny vahoakanao ho solon'ny vahoakany "ho faty amin'ny toerany ianao, ary ny vahoakanao dia ho faty amin'ny toeran'ny vahoakany"