16 lines
700 B
Markdown
16 lines
700 B
Markdown
# tao amin'ny zohy iray tany
|
|
|
|
Eto Eti ny teny "any" dia maneho ny tendrombohitr'i Horeba. Ny zohy iray dia fidirana iray ao amin'ny tendrombohitra izay hitarihana mankany amin'ny efitra tsirairay ambany tany.
|
|
|
|
# Dia tonga taminy ny tenin'i Yaveh ary nilaza taminy
|
|
|
|
Ity fomba fiteny ity dia midika ny tenin'i Yaveh ary ny "teny" dia sarinteny manambara hafatra. "Yaveh dia nilaza ny teniny ary niteny taminy."
|
|
|
|
# Inona no ataonao ato, ry Elia?
|
|
|
|
Yaveh dia mametraka ny fanontaniany hibedesana an'i Elia ary hampahatsiahivana azy amin'ny asany. D.H: "Izany dia tsy tokony amin'izay misy anao, ry Elia"
|
|
|
|
# izaho, dia izaho irery, no sisa tavela
|
|
|
|
Eto ny teny "izaho" dia niverimberina ho fanamafisana.
|