# tao amin'ny zohy iray tany Eto Eti ny teny "any" dia maneho ny tendrombohitr'i Horeba. Ny zohy iray dia fidirana iray ao amin'ny tendrombohitra izay hitarihana mankany amin'ny efitra tsirairay ambany tany. # Dia tonga taminy ny tenin'i Yaveh ary nilaza taminy Ity fomba fiteny ity dia midika ny tenin'i Yaveh ary ny "teny" dia sarinteny manambara hafatra. "Yaveh dia nilaza ny teniny ary niteny taminy." # Inona no ataonao ato, ry Elia? Yaveh dia mametraka ny fanontaniany hibedesana an'i Elia ary hampahatsiahivana azy amin'ny asany. D.H: "Izany dia tsy tokony amin'izay misy anao, ry Elia" # izaho, dia izaho irery, no sisa tavela Eto ny teny "izaho" dia niverimberina ho fanamafisana.