plt_tn/1ki/18/20.md

12 lines
425 B
Markdown

# Dia nandefa teny
"teny" dia sarinteny ho an'izay olona miteny. Ity dia fanambarana mahazatra nampiasaina miaraka amin'ny dikan'ny fahatakarana. D.H: "nandefa hafatra"
# Mandra-pahoviana ianao no hiova hevitra hatrany?
Elia dia mametraka ity fanontaniana ity mba hampirisihana ny olona hanana fanampahan-kevitra. D.H: "nisalasala ela loatra ianao"
# tsy namaly teny azy.
"tsy niteny na inona na inona" na "dia nangina"