plt_tn/1ki/18/20.md

425 B

Dia nandefa teny

"teny" dia sarinteny ho an'izay olona miteny. Ity dia fanambarana mahazatra nampiasaina miaraka amin'ny dikan'ny fahatakarana. D.H: "nandefa hafatra"

Mandra-pahoviana ianao no hiova hevitra hatrany?

Elia dia mametraka ity fanontaniana ity mba hampirisihana ny olona hanana fanampahan-kevitra. D.H: "nisalasala ela loatra ianao"

tsy namaly teny azy.

"tsy niteny na inona na inona" na "dia nangina"