plt_tn/1ki/18/01.md

12 lines
385 B
Markdown

# tonga ny tenin'i Yaveh
"teny" dia sarinteny ho an'izay lona miteny. D.H: "Yaveh dia miresaka ny teniny"
# handefa orana amin'ny tany
"nahatonga ny orana hirotsaka amin'ny tany"
# ary mafy ny mosary.
Ny teny "ary" eto dia nampiasaina hanamarihana ny fahasimban'ny fizotrin'ny tantara lehibe. Eto ny mpanoratra dia mietny ny vaovao ratsy ny fomba hiantefan'ny mosary any Samaria.