# tonga ny tenin'i Yaveh "teny" dia sarinteny ho an'izay lona miteny. D.H: "Yaveh dia miresaka ny teniny" # handefa orana amin'ny tany "nahatonga ny orana hirotsaka amin'ny tany" # ary mafy ny mosary. Ny teny "ary" eto dia nampiasaina hanamarihana ny fahasimban'ny fizotrin'ny tantara lehibe. Eto ny mpanoratra dia mietny ny vaovao ratsy ny fomba hiantefan'ny mosary any Samaria.