16 lines
773 B
Markdown
16 lines
773 B
Markdown
# tonga ny tenin'i Yaveh
|
|
|
|
Ity dia sarin-teny izay nampiasaina hampidirana zavatra izay noresahan'i Yaveh tamin'reo mpaminaniny sy ny olony. D.H: "niresaka ity hafatra ity i Yaveh" na "Yaveh dia niresaka ireo teny ireo"
|
|
|
|
# ny ratsy rehetra izay nataony teo imason'i Yaveh
|
|
|
|
Ny eo imason'i Yaveh dia maneho ny fitsaràn'i Yaveh. D.H: "ny ratsy rehetra izay nataon'i Basa teo amin'ny fitsaràn'i Yaveh" na "ny ratsy rehetra nataon'i Basa izay noheverin'i Yaveh ho ratsy"
|
|
|
|
# mba hampatezitra azy
|
|
|
|
Ny anarana "hatezerana" dia azo aseho amin'ny teny hoe "tezitra". D.H: "ka mba hampahatezitra loatra an'i Yaveh." na "izay hampahatezitra loatra an'Andriamanitra"
|
|
|
|
# amin'ny asan'ny tanany
|
|
|
|
Ny tanana dia maneho an'i Basa na ireo asany. D.H: "tamin'ireo zavatra efa nataon'i Basa"
|